SALAMA NY BE TENDA

VITA MALAGASY HOAN’NY MALAGASY

Slide Background
100% Natoraly

Tsy misy singa simika

HEN’OM BY NOHAMAININA

100% Natoraly

Tsy misy akora simika

Tsy misy menaka

Hena manta feno hotrikaina

Feno hery

46G PROTEINA

268 KALORIA

Akora

Hen’omby, kotomila, kanelina,
sakay, dipoavatra, sira, siramamy,
vinaingitra.

Novokarin’ny Taniafo

Didin-ken’omby voafantina nohamainina hitondra
anao hitety ny tontolon’ny tsiro sy hanitra eto
Madagasikara. Natao ho an’ny rehetra, indrindra ho
an’ireo mpanao fanatanjahantena sy fitaizam-batana.
Mihoatra noho ny tsakitsaky,
fomba fiaina mahasalama vaovao.